Fiangonana Katolika Malagasy eto Rhone

FKMR

Zaikam-paritra 2023 - Poisy

Congrès des aumoneries Malagasy de la région Est de France

Zaika-mparitra - Arrivée de la communauté FKMR

home.features.title

Praise & Worship

home.features.praise.title

home.features.praise.text

Connect Members

home.features.connect.title

home.features.connect.text

Parent's Love

home.features.love.title

home.features.love.text

Fiangonana Katolika Malagasy eto Rhone: FKMRFiangonana Katolika Malagasy eto Rhone: FKMR

Fiangonana Katolika Malagasy eto Rhone: FKMR

Izahay FKMR : Fiangonana Katolika Malagasy eto Rhone dia faly miarahaba sy mandray anao tongasoa eto amin'ny tranokalanay. Tranokala tsy mialon-jafy fa faly ny vangianao. Eto izahay no hahitanao bebe kokoa ny mombamomba anay, ary ahafahanao ihany koa mamaky ireo tolotra eo amin'ny "menu" toy ny toriteny, ireo hetsika ho avy, ireo vaovao momba anay, sns. Ao amin'ny pejy "Hifandray" no ahazoanao mivatana ireo fomba hifandraisanao aminy, ny laharana finday, ny mailaka, ny toerana sy fotoana ary ora'ny lamesa. 
Ny lamesa gasy katolika eto Lyon sy ny manodidina dia isaky ny alahady faharoan'ny volana. Indray mandeha isam-bolana. 

Ny toerana fivavahana: 09 rue Père Chevrier, 69007, Lyon ary amin'ny 11 ora maraina. 
Misy fiaraha-misakafo isaky ny vita lamesa. 

Zahao ny pejy "Sampana" hahitanao sokajin'ny fanamasinan-tena sy ireo fialam-boly eo anivon'ny fiangonana. Misaotra ny miaraka aminay.
header.nav.fkmr-about

home.sermons.title

Le sacrément de mariage
ReadDownload
L'abbé Guillaume Touche / 11 mey 2026

Le sacrément de mariage

LE MARIAGE : l'un des sept sacrements que l'on a dans l'Eglise Catholique.
Dans cette audio nous continuons notre série sur les 7 sacrements avec celui qui se démarque un peu des autres en raison de ses spécificités (spoiler : l'explication est dans la vidéo) 
C'est l'un des sacrements les plus populaires avec le baptême !
L'abbé Guillaume Touche revient sur son origine, ses particularités mais aussi sur la préparation nécessaire et ce que le mariage implique !
Bon écoute !

Vidéo source: https://www.youtube.com/watch?v=04kThSUnlVM

FrançaisFrançais
Donation

donation.widget.title

donation.widget.description

home.news.title

fkmr-en-mission-avril-2026
19 avr 2026

fkmr-en-mission-avril-2026

 FKMR en mission à Rillieux-la-Pape

Le 19 avril, la chorale de FKMR a vécu un moment fort de mission et d’évangélisation à Rillieux-la-Pape.

home.news.readMore →
Fihaonambe 2026
2 mey 2026

Fihaonambe 2026


Ny 1 ka hatramin’ny 3 Mey dia niara-nivory tao anatin’ny kongresy isan-taona antsoina hoe “Zaïka” ireo katolika malagasy aty amin’ny faritra Atsinanan’i Frantsa.
Fotoana lehibe ho an’ny famelombelomana ara-panahy, fifampizaràna ary firaisam-po teo amin’ireo fiarahamonina samihafa nandray anjara izany.

home.news.readMore →