home.features.title
home.features.praise.title
home.features.praise.text
home.features.connect.title
home.features.connect.text
home.features.love.title
home.features.love.text


Fiangonana Katolika Malagasy eto Rhone: FKMR
home.sermons.title
Le sacrément de mariage
LE MARIAGE : l'un des sept sacrements que l'on a dans l'Eglise Catholique.
Dans cette audio nous continuons notre série sur les 7 sacrements avec celui qui se démarque un peu des autres en raison de ses spécificités (spoiler : l'explication est dans la vidéo)
C'est l'un des sacrements les plus populaires avec le baptême !
L'abbé Guillaume Touche revient sur son origine, ses particularités mais aussi sur la préparation nécessaire et ce que le mariage implique !
Bon écoute !
Vidéo source: https://www.youtube.com/watch?v=04kThSUnlVM
Françaishome.events.title

Firaisam-pinoana volana jiona 2026
Hiara-mivavaka eny amin'ny FPMA Vaux-en-Velin isika amin'ny 28 jiona 2026. Manomboka amin'ny 15h30 ny fotoam-pivavahana ho an'ny firenenan-tsika Madagascar.

KERMESSE Malagasy - FKMR - 2em edition 2026
Ny FKMR (Fiangonana Katolika) eto Lyon dia manasa anao amin'ny hetsika kermesy ataon'izy ireo amin'ny 06 jiona 2026.

home.news.title

FKMR namita iraka tao Rillieux-la-Pape
FKMR anaty iraka tao Rillieux-la-Pape
Ny 19 aprily dia nanatanteraka iraka fitoriana sy fanentanana ara-panahy tao Rillieux-la-Pape ny koralin’ny FKMR.

Fihaonambe 2026
Ny 1 ka hatramin’ny 3 Mey dia niara-nivory tao anatin’ny kongresy isan-taona antsoina hoe “Zaïka” ireo katolika malagasy aty amin’ny faritra Atsinanan’i Frantsa.
Fotoana lehibe ho an’ny famelombelomana ara-panahy, fifampizaràna ary firaisam-po teo amin’ireo fiarahamonina samihafa nandray anjara izany.
home.gallery.title
group.gallery

Chorale FKMR

Zaika Region Est

Zaikam-paritra 2026 - Sampana Vehivavy

Chapelle du PRADO

Zaika-mparitra 2026 - Ekipa FKMR

Zaika-mparitra : Bienvenu en attaque
header.topBar.notice 







